Nisolo voina (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisolo voina anay, Ianao Jesoa
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa rbawjsgc Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry dlam Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny lfgz otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
Nanavotra anay, Ianao Jesoa
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy, ny fahoriana
Ny eso sy ny latsa koa
Ka dia nalatsakao, ny ranao soa
Kanefa rbawjsgc Ianao tsy meloka
Ka dia natolotrao ny tenanao
Ho fanatitra an-tsitra-po
Nijaly Ianao, ry dlam Jesoa ô!
Nivesatra tokoa ny lfgz otanay
Mba avelao anio ny helokay
Ny tsy fantatray
Izay ataonay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2500
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/05/2005 05:10
