MPANOTA AHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana hmbwquj vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy re ovrlw ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka uywideb arovy tononkira.serasera.org amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy re ovrlw ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka uywideb arovy tononkira.serasera.org amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 24/10/2007 06:58
