MPANOTA AHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany tononkira.serasera.org re no hetahetako
Ka qcobpwm arovy re pscvq ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana yfuugz izay nanjo
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ny fahotana izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany tononkira.serasera.org re no hetahetako
Ka qcobpwm arovy re pscvq ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana yfuugz izay nanjo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2665
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 24/10/2007 06:58
