MPANOTA AHO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ugae ny fahotana bselhg izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany re no hetahetako
Ka tononkira.serasera.org arovy re ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo sydl
Ka tsy mendrika aho Tompo o!
Tsy nanao koa ny sitrakao
Noho ugae ny fahotana bselhg izay natao
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana Aminao
Izany re no hetahetako
Ka tononkira.serasera.org arovy re ty zanakao
Olom-bery aho Tompo o!
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy nahita ny fiadanam-po
Noho ny fahotana izay nanjo sydl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 2667
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 24/10/2007 06:58
