MENDRIKA ANAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra mitory ny Voninahitrao
Fa tsara Ianao Andriamanitra
Ny lanitra mitory ny herinao
Fa hendry Ianao Andriamanitra
Mendrika Anao
Ny haja, Ny saotra
Mendrika Anao ry Ray tononkira.serasera.org Mpamorona
Mendrika Anao ry Ray
Mendrika ny asanao izao tontolo izao
Henika ny izpkfp lazanao pfut ny cxna tany sy ny lanitra
Fa tsara Ianao Andriamanitra
Ny lanitra mitory ny herinao
Fa hendry Ianao Andriamanitra
Mendrika Anao
Ny haja, Ny saotra
Mendrika Anao ry Ray tononkira.serasera.org Mpamorona
Mendrika Anao ry Ray
Mendrika ny asanao izao tontolo izao
Henika ny izpkfp lazanao pfut ny cxna tany sy ny lanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2830
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 08:06
