MENDRIKA ANAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra mitory ny Voninahitrao
Fa tsara Ianao Andriamanitra
Ny lanitra mitory ny herinao
Fa hendry Ianao Andriamanitra

Mendrika Anao
Ny haja, tononkira.serasera.org Ny saotra
Mendrika Anao xpntldn ry Ray dafflwi Mpamorona
Mendrika Anao ry Ray

Mendrika ny asanao izao tontolo izao
Henika ny lazanao ny tany gxkrk sy ny lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Visites : 2772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 08:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285