MENDRIKA ANAO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra mitory hxioe zxyrwd tononkira.serasera.org ny Voninahitrao
Fa tsara Ianao Andriamanitra
Ny lanitra mitory ny herinao
Fa hendry Ianao Andriamanitra
Mendrika Anao
Ny haja, Ny saotra
Mendrika Anao hlwf ry Ray Mpamorona
Mendrika Anao ry Ray
Mendrika ny asanao izao tontolo izao
Henika ny lazanao ny tany sy ny lanitra
Fa tsara Ianao Andriamanitra
Ny lanitra mitory ny herinao
Fa hendry Ianao Andriamanitra
Mendrika Anao
Ny haja, Ny saotra
Mendrika Anao hlwf ry Ray Mpamorona
Mendrika Anao ry Ray
Mendrika ny asanao izao tontolo izao
Henika ny lazanao ny tany sy ny lanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2829
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/12/2007 08:06
