Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAZO FIJALIANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. vyivfr Ry Tompo oh! nahoana no ampitondrainao
kapoka mangidy ty mpanomponao
raha mety Ianao dia esory amiko
fa tena mafaitra ampio aho cmnwdfy fa tsy tantiko
2. Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka atao
Fa zaka tononkira.serasera.org matoa nataonao izany
Dia bmsqzsdj ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY
HILANJA NY HAZO FIJALIANA
kapoka mangidy ty mpanomponao
raha mety Ianao dia esory amiko
fa tena mafaitra ampio aho cmnwdfy fa tsy tantiko
2. Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka atao
Fa zaka tononkira.serasera.org matoa nataonao izany
Dia bmsqzsdj ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY
HILANJA NY HAZO FIJALIANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 16:23
