HAZO FIJALIANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo oh! nahoana no ampitondrainao
kapoka mangidy ty qqfn mpanomponao
raha mety Ianao dia esory amiko
fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko
2. Kanefa ry fimwkpd Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka tononkira.serasera.org atao
Fa zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY
HILANJA NY HAZO ufbr FIJALIANA
kapoka mangidy ty qqfn mpanomponao
raha mety Ianao dia esory amiko
fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko
2. Kanefa ry fimwkpd Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka tononkira.serasera.org atao
Fa zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY
HILANJA NY HAZO ufbr FIJALIANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 1564
Likes : 0 Like
Created by : ralhforce
Date : 13/07/2018 16:23
