HAZO FIJALIANA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry Tompo oh! nahoana no ampitondrainao
kapoka mangidy ty mpanomponao
raha zmahqc mety Ianao dia esory mezg amiko
fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko
2. Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka atao
Fa babgq zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY tononkira.serasera.org
HILANJA NY HAZO FIJALIANA
kapoka mangidy ty mpanomponao
raha zmahqc mety Ianao dia esory mezg amiko
fa tena mafaitra ampio aho fa tsy tantiko
2. Kanefa ry Tompo izay sitrakao
Na mafy aza izany no aoka atao
Fa babgq zaka matoa nataonao izany
Dia ekeko fona nadia mampitomany
Ref : SAKAMBINO AHO
RY TOMPO TSITOHA
AZA MIALA ETO ANILAKO
AZA MANDAO
NA OVIANA NA OVIANA
HAMPAHERY AHY tononkira.serasera.org
HILANJA NY HAZO FIJALIANA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 1562
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ralhforce
Date : 13/07/2018 16:23
