GOLOGOTA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao Gologota
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra retizim izao
Noho ny helokay

Mafy izany ry Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao

Maty voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy mba meloka
Vokatry tononkira.serasera.org ny otanay
Niaritra ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao

Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa mnqqngw olona ambony
Novonoina Ianao ry enozulxd Jesoa Tompo
Ho fanavotana anay izay tsy ao amin-dRay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 3115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : napoleon
Daty : 24/10/2007 06:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.087