GOLOGOTA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao Gologota
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy icryxgjb izany ry Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy mba meloka
Vokatry ny iddo otanay
Niaritra ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa olona ambony
Novonoina Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana tononkira.serasera.org anay izay bkcsgnkv tsy ao amin-dRay
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy icryxgjb izany ry Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy mba meloka
Vokatry ny iddo otanay
Niaritra ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa olona ambony
Novonoina Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana tononkira.serasera.org anay izay bkcsgnkv tsy ao amin-dRay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 3040
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : napoleon
Date : 24/10/2007 06:52
