GOLOGOTA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao Gologota
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy izany ry Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty tononkira.serasera.org voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy vrscbuz mba meloka
Vokatry bgtjwzc ny otanay
Niaritra ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa jcyhh olona ambony
Novonoina Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana anay izay tsy ao amin-dRay
Izay nijalianao
Nolatsain’ny marobe
Noesoina Ianao
Nafoinao zao rehetra izao
Noho ny helokay
Mafy izany ry Jesoa
Mafy nefa zakanao
Mafy izany ry Jesoa
Fahadiranovana Ianao
Maty tononkira.serasera.org voahombo ny Tompo
Maty nalatsa-dra
Nijaly tsy vrscbuz mba meloka
Vokatry bgtjwzc ny otanay
Niaritra ny mafy Ianao
Nefa dia sitrakao
Nisolo ny helokay Ianao ry Jesoa
Nefa tsy meloka akory fa jcyhh olona ambony
Novonoina Ianao ry Jesoa Tompo
Ho fanavotana anay izay tsy ao amin-dRay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 3041
Likes : 0 Like
Created by : napoleon
Date : 24/10/2007 06:52
