ATONGILANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atongilano Tompo,
Ny sofinao hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy hxorhy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary tononkira.serasera.org dia mifanaratsy
Ka faly erý ny devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be ogck loatra ny fahoriana
Ry rxukvec tompo aza mangina
Ny sofinao hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy hxorhy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary tononkira.serasera.org dia mifanaratsy
Ka faly erý ny devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be ogck loatra ny fahoriana
Ry rxukvec tompo aza mangina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1998
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 17/08/2017 10:50
