ATONGILANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atongilano Tompo,
Ny sofinao hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila gmgxg ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena lwuze manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary yxgsba dia mifanaratsy
Ka tononkira.serasera.org faly erý ny devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be loatra ny fahoriana
Ry tompo aza mangina
Ny sofinao hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila gmgxg ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena lwuze manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary yxgsba dia mifanaratsy
Ka tononkira.serasera.org faly erý ny devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be loatra ny fahoriana
Ry tompo aza mangina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Ny FahazavanaHits : 1966
Likes : 0 Like
Created by : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:50
