Ampidiro aloha ny tenimiafina
ATONGILANO (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atongilano bqzv Tompo,
Ny sofinao plxqu hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary dia mifanaratsy
Ka faly erý ny tononkira.serasera.org devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny dvwkyet fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be loatra ny fahoriana
Ry tompo aza mangina
Ny sofinao plxqu hihaino ahy
Mitalaho 'ty mpanompo
Mila ho reraka am-panahy
Loza maro tsy hay tohaina
Ndrisy namoizana saina
No nitranga sesilany
Efa fambara izany
Fanamparam-pahefana
No ampiasain'ny satana
Tena manjaka eto an-tany
Mankarary fo izany
Misy mpino mifandrafy
Ary dia mifanaratsy
Ka faly erý ny tononkira.serasera.org devoly
'Zay mangeja mampaory
Ny dvwkyet fiainana miharatsy
Ny olona lany vatsy
Be loatra ny fahoriana
Ry tompo aza mangina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 1999
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:50
