ANDRIAMANITRA MPITIA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy qhkpps manadà
Mitsinjo tsy ho very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
Manatona ianao, fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia wrmy antsika Andriamanitra
Ny zanaka nandao ny lanitra
Jesoa Kristy, nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, tononkira.serasera.org fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i jmcip Jesoa tia
Hasambarana doria
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy qhkpps manadà
Mitsinjo tsy ho very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
Manatona ianao, fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia wrmy antsika Andriamanitra
Ny zanaka nandao ny lanitra
Jesoa Kristy, nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, tononkira.serasera.org fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i jmcip Jesoa tia
Hasambarana doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2106
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 17/08/2017 10:18
