ANDRIAMANITRA MPITIA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy manadà
Mitsinjo tsy ho very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
rsnr Manatona ianao, fa ho tsapanao
tononkira.serasera.org Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia antsika Andriamanitra
Ny zanaka nandao ny lanitra
Jesoa Kristy, ktousyot nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, fa ho ebmapf tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy manadà
Mitsinjo tsy ho very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
rsnr Manatona ianao, fa ho tsapanao
tononkira.serasera.org Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia antsika Andriamanitra
Ny zanaka nandao ny lanitra
Jesoa Kristy, ktousyot nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, fa ho ebmapf tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2105
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:18
