ANDRIAMANITRA MPITIA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy manadà
Mitsinjo tsy ho twbos very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
Manatona ianao, fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia antsika Andriamanitra
Ny zanaka tononkira.serasera.org nandao ny lanitra
Jesoa tktpm Kristy, nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, fa ho tsapanao
rooisvpk Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany, Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Andriamanitra tonga nofo sy rà
Hamonjy ireo fo mania sy manadà
Mitsinjo tsy ho twbos very, antsika olom-bery
Miantso anao ho olom-baovao
Manatona ianao, fa ho tsapanao
Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
Tia antsika Andriamanitra
Ny zanaka tononkira.serasera.org nandao ny lanitra
Jesoa tktpm Kristy, nidina tety
Nahafoy ny lapan-drainy
Manatona ianao, fa ho tsapanao
rooisvpk Ny miaraka amin'i Jesoa tia
Hasambarana doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 2173
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Màrviç
Date : 17/08/2017 10:18
