Tranon'Andriamanitra (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na trano iquqop bongo, na valozoro.
Na trano hazo, na koa falafa.
Dia tiako ihany ny tranon-dRaiko.
Feno hamamiana sy hafaliana.
Trano madio sy masina.
Natokan'ny Ray hikoloana anay.
ckuzo Raha misy izay manao tsinotsinona
kthzmrai Ny tranon'Andriamanitra dia lozany.
Ny tranon'Andriamanitra natao
Ho tononkira.serasera.org fanandratam-peo, ho fiderana.
Ho fiderana ny anarany.
Asandratray izao hira izao.
Ho fanehoana ny hatsarany.
Fa vatolampy tsy mba miova.
Fa manan-jina ny tranon-dRaiko.
Trano madio sy masina.
Natokan'ny Ray hikoloana anay.
Masina ny tranon'Andriamanitra.
Na trano hazo, na koa falafa.
Dia tiako ihany ny tranon-dRaiko.
Feno hamamiana sy hafaliana.
Trano madio sy masina.
Natokan'ny Ray hikoloana anay.
ckuzo Raha misy izay manao tsinotsinona
kthzmrai Ny tranon'Andriamanitra dia lozany.
Ny tranon'Andriamanitra natao
Ho tononkira.serasera.org fanandratam-peo, ho fiderana.
Ho fiderana ny anarany.
Asandratray izao hira izao.
Ho fanehoana ny hatsarany.
Fa vatolampy tsy mba miova.
Fa manan-jina ny tranon-dRaiko.
Trano madio sy masina.
Natokan'ny Ray hikoloana anay.
Masina ny tranon'Andriamanitra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 21/07/2022 23:18
