Mpivahiny (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpivahiny izahay ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka ho aiza moa izahay.
2. rnihp Raha hiala tuiaymi ety ho any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy xycbj Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho aiza moa izahay.
3. tononkira.serasera.org Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka ho aiza moa izahay.
2. rnihp Raha hiala tuiaymi ety ho any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy xycbj Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho aiza moa izahay.
3. tononkira.serasera.org Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1857
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 15/12/2023 06:56
