Mpivahiny (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpivahiny izahay ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny jdxqv Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa jotr mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka ho aiza moa izahay.
2. Raha hiala ety ho any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho aiza moa tononkira.serasera.org izahay.
3. Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, cnvsxbf f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny jdxqv Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa jotr mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka ho aiza moa izahay.
2. Raha hiala ety ho any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho aiza moa tononkira.serasera.org izahay.
3. Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, cnvsxbf f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 1758
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 15/12/2023 06:56
