Mpivahiny (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpivahiny izahay ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka qggcs ho aiza moa izahay.
2. Raha hiala ety ho avmglnat any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho xdpzgz aiza moa izahay.
3. tononkira.serasera.org Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
Fandalovana izao rehetra izao.
Ka ho lo sy ho levona.
Ho lavenona sy zary vovoka.
1. Eny Ray ô! Fantatray tokoa.
Fantatrao izahay.
Fa mpivahiny ety.
Mihelina toy ny rivotra.
Ny andronay ety.
Ka qggcs ho aiza moa izahay.
2. Raha hiala ety ho avmglnat any Aminao
Sao ho sanatria
Ho very izany izaho
Ka rahatrizay dia ho avy Ianao.
Mba hitsara anay.
Ho xdpzgz aiza moa izahay.
3. tononkira.serasera.org Mba satriko e, ny eo anilanao
No anjarako
Raha toa ka hiala ety
Mino aho Ray ô, f'efa afakao.
Izany otako
K'ilaozako ny ety
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 1859
Likes : 1 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 15/12/2023 06:56
