Ianareo no fanasin'ny tany (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianareo no finidy hitondra faneva.
Ianareo no filamatra soa tena meva.
Ianareo no dswhrk fanasin'ny tany, mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo izao iiogabi tokoa no tempoly.
Fonenan'ny Ray ao ambony.
Tsy hanatoerana ao ny devoly.
Ka ny hajanao mba tazony.

Ianareo no modely,
Na ny toetra, na ny fomba fiaina.
Koa aza atao fatiantokareo.
Ny manao soa, aoka tsy ho ccyul very maina.
Ny hira sy teny lazaina.
'Zay tononkira.serasera.org namafy eny an-tany tsara.
No manantena voa.

Ianareo no fanilo, mitondra hazavana.
Ianareo no hivelaran'ny hatanorana.
Ianareo no fanasin'ny tany.
Mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo no efa voafidy.
No fianarana ho an'ny mino.

Ny hafalianareo, zarao amin'ny olon-drehetra.
Fa fiainana mandrakizay.
No ho tambinareo ary.
Ny andro maha-ory anareo.
Handalo fa tsy hitoetra.
Hiara-paly any an-danitra.
Mandrakizay doria, doria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 31/07/2022 07:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032