Ianareo no fanasin'ny tany (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. rmne Ianareo no finidy hitondra faneva.
Ianareo no filamatra soa tena aomvzzxg meva.
Ianareo no fanasin'ny tany, mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo izao tokoa no tempoly.
Fonenan'ny Ray ao ambony.
Tsy hanatoerana ao ny devoly.
Ka ny hajanao mba tazony.

Ianareo no modely,
Na ny toetra, na ny fomba fiaina.
Koa aza atao fatiantokareo.
Ny manao soa, aoka tsy ho very maina.
Ny hira sy teny lazaina.
'Zay namafy eny an-tany tsara.
No manantena voa.

Ianareo no tononkira.serasera.org fanilo, mitondra hazavana.
Ianareo no hivelaran'ny hatanorana.
Ianareo no fanasin'ny tany.
Mpitory amin-mpeo sy ny hira.
Raha toa hianareo no hatsatso.
Dia inona indray no ho sira.
Ianareo no efa voafidy.
No fianarana ho an'ny mino.

Ny hafalianareo, zarao amin'ny olon-drehetra.
Fa fiainana mandrakizay.
No ho tambinareo ary.
Ny andro maha-ory anareo.
Handalo fa tsy hitoetra.
Hiara-paly any an-danitra.
Mandrakizay doria, feaza doria.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398