Ho inonao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inonao ny hetraketrak’ity tany ity
Raha mbola hoe ny Ray no miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
bnswcahv   Ny mangina fanao vosibositra
   No mahita ny tavan’ny Ray
   Fo maratra manao tari-dositra
drrqxeld   Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina ao am-po
Tsy oram-be tononkira.serasera.org mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
   wiusj  Ao anaty mangina lalina
    No hitenenan’i Tompo aminao
    Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
    Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 5946
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lebota
Daty : 07/11/2005 11:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0627