Ho inonao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inonao ny hetraketrak’ity tany ity
Raha mbola hoe ny Ray no tononkira.serasera.org miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
qafzyr No mahita ny tavan’ny Ray
Fo maratra manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
liosogtj Ao anaty mangina lalina
iptk No hitenenan’i Tompo aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
Raha mbola hoe ny Ray no tononkira.serasera.org miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
qafzyr No mahita ny tavan’ny Ray
Fo maratra manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
liosogtj Ao anaty mangina lalina
iptk No hitenenan’i Tompo aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 5947
Likes : 1 Like
Created by : lebota
Date : 07/11/2005 11:35
