Ho inonao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho ilytjjk inonao ny hetraketrak’ity tany ity
Raha mbola hoe ny Ray no miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
No mahita ny tavan’ny Ray
yjptu Fo maratra manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina cayj ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
Ao anaty mangina tononkira.serasera.org lalina
No hitenenan’i Tompo aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
Raha mbola hoe ny Ray no miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
No mahita ny tavan’ny Ray
yjptu Fo maratra manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina cayj ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
Ao anaty mangina tononkira.serasera.org lalina
No hitenenan’i Tompo aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5947
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 07/11/2005 11:35
