Ankosom-bolamena (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry tendrombohitra tomandavana, jereo anie.
Somalomaloka mavamavana ka hoy aho ymkamnyr hoe.
Satriko handriana ialana sasatra fa fatratra.
Reo ahi-maitso milenodenoka miapatra.
Ref: Mamirapiratra avokoa izao rehetra izao.
Ka tononkira.serasera.org manodoka mambabo fo.
Toa hoe tsy ho lao.
Nefa mihelina vetivety ihany.
Izay fiadanana hita teto an-tany.
Tsy izay rehetra manjelanjelatra dia kintana.
Tsy izay rehetra irian'ny fo dia faritana.
Andro mibaliaka, volana sariaka.
Samy mbola ho haizina avokoa.
Jereo, diniho, io lanitra zwmw io.
Antsoy ny Ray, ary anontanio.
Moa ve ry Ray any Aminao.
No hahitana fiadanana.
2. Ny loharano mangalahala ao an-dohasaha.
Mangarangarana mibotsiaka ka maha te hizaha.
Ireo voninkazo mamerovero sy manitra.
Satry holangosako, afiuh handravahako ny ankaniko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 31/07/2022 07:20