Ankosom-bolamena (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry tendrombohitra tomandavana, jereo anie.
Somalomaloka mavamavana ka hoy aho hoe.
Satriko handriana ialana sasatra fa tononkira.serasera.org fatratra.
Reo ahi-maitso milenodenoka miapatra.
Ref: Mamirapiratra avokoa izao rehetra izao.
Ka manodoka mambabo fo.
Toa hoe tsy ho lao.
Nefa mihelina zpbsupl vetivety ihany.
Izay fiadanana hita teto an-tany.
Tsy izay rehetra manjelanjelatra dia gmrghd kintana.
Tsy izay rehetra irian'ny fo dia faritana.
Andro mibaliaka, volana sariaka.
Samy mbola ho haizina avokoa.
Jereo, diniho, io lanitra io.
Antsoy ny Ray, ary anontanio.
Moa ve fmrfh ry Ray any Aminao.
No hahitana fiadanana.
2. Ny loharano mangalahala ao an-dohasaha.
Mangarangarana mibotsiaka ka maha te hizaha.
Ireo voninkazo mamerovero sy manitra.
Satry holangosako, handravahako ny ankaniko.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 1325
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 31/07/2022 07:20