Voninahitra (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia FVoninahitra anie
Ho Anao Ray Mpahary e! (3 Ho Anao Rainay sy Mpahary e!)
Ankalazainy sady hiraina (2 Faly mankalaza, Zay no hiranay) (3 Faly mankalaza, sady hiraina)
Ny asanao fa lehibe
'Zay tsarovanay anio (4 Izay tsarovanay anio, anio)
Sy toriana hiely, koa Tahio
Koa ny asanay izao
Dia hanohy ny Asanao (3 Dia hanohy ireo asanao)
Fa fahasoavana ny talenta
'Zay hijoroanay ho Anao
Angatahanay anio (anio)
Mba hitombo, ho Masina, Tahio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 1507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rvnjr
Daty : 23/08/2014 17:14