Voninahitra - Jobily 75taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mnjiav Do dia F

Voninahitra anie
Ho Anao Ray Mpahary e! tononkira.serasera.org (3 Ho Anao Rainay sy Mpahary e!)
Ankalazainy rzzcqyqe sady hiraina (2 Faly mankalaza, Zay no hiranay) beznu (3 Faly mankalaza, sady hiraina)
Ny asanao fa lehibe
'Zay tsarovanay anio (4 Izay tsarovanay anio, anio)
Sy toriana hiely, koa Tahio

Koa ny asanay izao
Dia hanohy ny Asanao (3 Dia hanohy ireo asanao)
Fa fahasoavana ny talenta
'Zay hijoroanay ho Anao
Angatahanay anio (anio)
Mba hitombo, ho Masina, Tahio

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409