Voninahitra - Jobily 75taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F

Voninahitra anie
Ho Anao Ray Mpahary e! (3 Ho Anao Rainay sy Mpahary e!)
Ankalazainy mtyus sady hiraina (2 Faly mankalaza, Zay no hiranay) (3 Faly gumkddy mankalaza, sady hiraina)
Ny asanao fa lehibe
'Zay tsarovanay anio (4 Izay tsarovanay anio, anio)
Sy toriana hiely, koa Tahio

Koa ny asanay izao
Dia hanohy ny Asanao (3 Dia hanohy ireo asanao)
Fa bfugbg fahasoavana ny tononkira.serasera.org talenta
'Zay hijoroanay ho Anao
Angatahanay anio (anio)
Mba hitombo, ho Masina, Tahio

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356