Tsy tratry ny saina (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina tononkira.serasera.org heverina ny fitiavanao
Fa lalina ka sarotra takarina
Kanefa Tompo on dia tsapanay tokoa
Fa heniky ny soa ny andro iainanay

Na semban-drahona aza ny fifalianay
Dia tsy mba hangahiahy
Fa eo ianao nitana
Ary nampanantena anay ny fandresena

Apetraka Aminao ny fiainanay 'zao
Koa ambino woopg lalandava
Mba haharitra tsy ho rava
Tompo ô

Ary ny finoanay anie ho tsara orina
Fa manana Anao manome ny idkma hery mampiarina
Na inona manjo qrewzy ety
Dia enga ho sahinay indray ny hanome ny fonay
Fo mba hanjakanao Tomponay mandrakizay

Dadasamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1585