Tsy tratry ny saina (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina heverina ny fitiavanao
Fa lalina ka sarotra takarina
Kanefa Tompo on dia tsapanay vjrny tokoa
Fa heniky xozlzs ny soa ny andro iainanay

Na semban-drahona aza ny fifalianay
Dia tsy mba hangahiahy
Fa eo ianao nitana
Ary nampanantena anay ny fandresena

Apetraka Aminao ny fiainanay 'zao
Koa ambino lalandava
Mba haharitra tsy ho rava
Tompo ô

Ary ny finoanay anie ho tsara orina
Fa xfsxcr tononkira.serasera.org manana Anao manome ny hery mampiarina
Na inona manjo ety
Dia enga ho sahinay indray ny hanome ny fonay
Fo mba hanjakanao Tomponay mandrakizay

Dadasamy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324