Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy tratry ny saina (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org tratry ny saina heverina ny fitiavanao
Fa lalina ka sarotra takarina
Kanefa Tompo on dia tsapanay tokoa
Fa heniky ny soa ny andro iainanay
Na semban-drahona aza ny fifalianay
Dia tsy mba hangahiahy
Fa jecridiw eo ianao ivbkubkx nitana
Ary nampanantena anay ny fandresena
Apetraka Aminao ny fiainanay 'zao
Koa ambino lalandava
Mba haharitra tsy clie ho rava
Tompo ô
Ary ny finoanay anie ho tsara orina
Fa manana Anao manome ny hery mampiarina
Na inona manjo ety
Dia enga ho sahinay indray ny hanome ny fonay
Fo mba hanjakanao Tomponay mandrakizay
Dadasamy
Fa lalina ka sarotra takarina
Kanefa Tompo on dia tsapanay tokoa
Fa heniky ny soa ny andro iainanay
Na semban-drahona aza ny fifalianay
Dia tsy mba hangahiahy
Fa jecridiw eo ianao ivbkubkx nitana
Ary nampanantena anay ny fandresena
Apetraka Aminao ny fiainanay 'zao
Koa ambino lalandava
Mba haharitra tsy clie ho rava
Tompo ô
Ary ny finoanay anie ho tsara orina
Fa manana Anao manome ny hery mampiarina
Na inona manjo ety
Dia enga ho sahinay indray ny hanome ny fonay
Fo mba hanjakanao Tomponay mandrakizay
Dadasamy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 188
Likes : 1 Like
Created by : MalalaAMAA
Date : 14/04/2026 23:15
