Tompo ô mba raiso ny fisaorana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
1-Tompo ô mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra tononkira.serasera.org Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery zqlpbo sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny ivsouzia taranany
Ary ny fanahiny koa (é) tezao
Ho mendrika handray ny fitahianao
Dia xgbht omeo azy Ray ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
1-Tompo ô mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra tononkira.serasera.org Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery zqlpbo sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny ivsouzia taranany
Ary ny fanahiny koa (é) tezao
Ho mendrika handray ny fitahianao
Dia xgbht omeo azy Ray ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 2066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rvnjr
Daty : 23/08/2014 17:14
