Tompo ô mba raiso ny fisaorana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
1-Tompo ô iprxt mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana pdsz ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny taranany
Ary ny fanahiny koa (é) diurlq tezao
Ho mendrika handray ny fitahianao
Dia omeo azy Ray tononkira.serasera.org ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
1-Tompo ô iprxt mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana pdsz ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny taranany
Ary ny fanahiny koa (é) diurlq tezao
Ho mendrika handray ny fitahianao
Dia omeo azy Ray tononkira.serasera.org ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Visites : 2065
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rvnjr
Date : 23/08/2014 17:14
