Tompo ô mba raiso ny fisaorana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
1-Tompo ô mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa rzbdlmpy tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny ptooaswb taranany
Ary ny fanahiny koa (é) tezao
Ho mendrika tononkira.serasera.org handray ny fitahianao
Dia omeo azy Ray ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy iaftmg misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
1-Tompo ô mba raiso ny fisaorana
'Zay atolotra Anao manokana
Noho ny fitahiana natafinao
Ireo mpanomponao 'zay manoloan'izao
Fa nambininao ny fikasany hatrizay
Mba hiaraka hifanasoa mandrakizay
Manana ny fahalemeny izy ireo
Nefa kosa rzbdlmpy tia ny tsara ka jereo
Fa ny hery sy ny fitiavanao
Dia ampy hanamboatra fo sy saina vaovao
2-Dia ambino Tompo ô ny asany
Mba hitondra soa ho an'ny ptooaswb taranany
Ary ny fanahiny koa (é) tezao
Ho mendrika tononkira.serasera.org handray ny fitahianao
Dia omeo azy Ray ô ny taranaka
Ary ny harena ampy tsy iaftmg misaraka
Hahazoany miasa betsaka
Sy hazoto lava tsy mba reraka
Ka hanjary ho vavolombelona
Sy ho fanasina maharitra mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 1987
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 17:14
