Ny hiranay (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe Tompo ny voninahitrao
Ka maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny tononkira.serasera.org hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao urnzxkn fitiavanao
Inona Tompo ô no lumd havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Herimamy
Hira Faneva Jobily fqvos faha-75 taona'ny AMAA
Ka maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny tononkira.serasera.org hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao urnzxkn fitiavanao
Inona Tompo ô no lumd havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Herimamy
Hira Faneva Jobily fqvos faha-75 taona'ny AMAA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:39
