Ny hiranay (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe Tompo ny voninahitraoKa maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao fitiavanao
Inona Tompo ô no havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay
Herimamy
Hira Faneva Jobily faha-75 taona'ny AMAA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 18
Likes : 0 Like
Created by : MalalaAMAA
Date : 15/01/2026 06:39
