Ny hiranay (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe Tompo ny msfnkgyc voninahitrao
Ka tononkira.serasera.org maneran'izao tontolo izao
'Zahay ombanao soa, rcwoiyny sambatra tokoa
Mahatsiaro eto izao ny fitiavanao
Inona Tompo ô no havalinay
Tsy hitsahatra ho Anao fvzhxqd ny hiranay

Raha misy Tompo ô angatahinay
Dia ny hitoeranao anatin'ny asanay
Ka ny fanahinay sy ny toetranay
Dia ho marik'izao fitiavanao
Inona Tompo ô no havalianay
Tsy hitsahatra ho Anao ny hiranay

Herimamy
Hira Faneva Jobily faha-75 taona'ny AMAA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328