Nomen'ny Rainao - Hira Faneva 90 taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomen'ny Rainao ny talenta urft ianao
Nihira kanto, nidera ny Tomponao
Feo mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana tononkira.serasera.org am-pifaliana
Fiv. :
Mazotoa ianao aza malaina
Omeo ny Tompo fo, fanahy sy saina
Hanompoana ary koa hiasana
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana
Voarakotry ny soa ny txpndvjd 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena vpyj ary koa nijoroana
Mparany Rakotondramasy (2026)
Nihira kanto, nidera ny Tomponao
Feo mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana tononkira.serasera.org am-pifaliana
Fiv. :
Mazotoa ianao aza malaina
Omeo ny Tompo fo, fanahy sy saina
Hanompoana ary koa hiasana
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana
Voarakotry ny soa ny txpndvjd 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena vpyj ary koa nijoroana
Mparany Rakotondramasy (2026)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 279
Likes : 0 Like
Created by : MalalaAMAA
Date : 08/04/2026 20:44
