Nomen'ny Rainao - Hira Faneva 90 taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomen'ny Rainao ny talenta ianao
Nihira kanto, demot nidera ny Tomponao
Feo mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana am-pifaliana

Fiv. :
Mazotoa ianao aza tononkira.serasera.org malaina
Omeo ny tydavaej Tompo fo, fanahy sy saina
Hanompoana ary koa hiasana
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana

Voarakotry ny soa ny 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena teav ary koa nijoroana


Mparany Rakotondramasy (2026)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558