Nomen'ny Rainao - Hira Faneva 90 taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomen'ny Rainao ny talenta ianao cxtkrax
Nihira kanto, nidera ny Tomponao
Feo iihros mirindra hatrany no niangaliana
Nahandrosoana, nanompoana am-pifaliana

Fiv. :
Mazotoa ianao aza malaina
Omeo ny Tompo fo, fanahy sy saina
Hanompoana ary koa hiasana cfpemips
Hanohy hatrany 'reo asa feno hatsarana

Voarakotry ny soa ny 90 taona
Nankalazaina, niasana tam-pinoana
Nikelezan'aina, nandanim-potoana
Naharetena ary koa nijoroana tononkira.serasera.org


Mparany Rakotondramasy (2026)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302