Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray
Fa Hianao re no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny fo
Ka tena sitrakao zlbxpr tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy vysykw hitsodrano tononkira.serasera.org 'reo manomponao

Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny fiainany
Ka ny talenta ojquh efa nomenao anie
Enga hampitomboinao e!
Satria ho entiny hiderana
Sy hampahery anay olonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385