Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavak'Aminao ziytsrq 'zahay ry Ray
Fa Hianao re tononkira.serasera.org no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny fo
Ka tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny vldm fiainany
Ka ny talenta efa nomenao anie
Enga ncotxfq hampitomboinao e!
Satria ho entiny hiderana
Sy hampahery anay olonao
Fa Hianao re tononkira.serasera.org no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny fo
Ka tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny vldm fiainany
Ka ny talenta efa nomenao anie
Enga ncotxfq hampitomboinao e!
Satria ho entiny hiderana
Sy hampahery anay olonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Visites : 2253
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rvnjr
Date : 23/08/2014 15:36
