Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray
Fa Hianao re no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny fo
Ka tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny fiainany
Ka ny tononkira.serasera.org talenta efa nomenao anie
Enga hampitomboinao e!
Satria ho entiny dgba hiderana
Sy hampahery mhjgjogb oagisun anay olonao
Fa Hianao re no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny fo
Ka tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny fiainany
Ka ny tononkira.serasera.org talenta efa nomenao anie
Enga hampitomboinao e!
Satria ho entiny dgba hiderana
Sy hampahery mhjgjogb oagisun anay olonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 2255
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 15:36
