Mbola henoko ry Tompo (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mbola henoko ry Tompo
'Zany antsonao
Miantso zyuwom ahy mba hampompo
An-tanimbilinao

2. Tao dia tao ny fahoriana
Ka tsy mirana
Nisy quypf koa ny tsy fisiana
'Zay nanahirana

3. Inona no holazaiko
'Zao anio izao
Fa ny fara mqqhmwe fofonaiko
No hanompoko ana

Fiverenana :

Soprano :
Reko ihany 'njay re ny antsonao
Reko hatrany Izaho momba anao

Alto - tononkira.serasera.org Tenor - Basse :
Reko lalandava ihany
Ndray re ny feonao
Mampahery ahy hatrany
Izaho momba anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446