Mbola henoko ry Tompo (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mbola henoko ry Tompo
'Zany antsonao
Miantso ahy mba hampompo qzqo
An-tanimbilinao

2. Tao dia tao ny fahoriana
Ka tsy mirana
Nisy koa ny tsy fisiana
'Zay nanahirana

3. Inona no holazaiko
'Zao anio izao
Fa ny fara tononkira.serasera.org fofonaiko
No hanompoko ana

Fiverenana :

Soprano :
Reko ihany 'njay re ny antsonao
Reko hatrany Izaho momba joufzyiq anao

Alto - Tenor - Basse :
Reko lalandava ihany
Ndray re wxjo ny feonao
Mampahery ahy hatrany
Izaho momba anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288